13 février 2012
Mes respects!Fa ngah le 58°cours E.G tsy mba tia
Mes respects!Fa ngah le 58°cours E.G tsy mba tia Foot Ball?Gaga ny tenanaytoa tsymba mahita namaheno ny commentaite tami'iny CAN 2012 iny?Azon'ny ekipanay aloha le izy dia efa faly izahay.Ho anareo izay naka Côte d'Ivoire courage foana fa mbola misyny...