Canalblog
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
Publicité
Association
1 juillet 2012

Mes respects chèrs promos! Amin'ny anaranan'ny

Mes respects chèrs promos!

Amin'ny anaranan'ny Birao foibe,ny fianakaviako ary amin'ny anaran'ny tenako manokana dia faly aho miarahaba antsika rehetra avy ato andiany indray mihira(58°cours E.G) nahatratra izao asaramanitra faha 13 izao 2012(02 jolay 1999 - 02 jolay 2012),enga anie mba hitondra fahamatorana sy fandraisana andraikitra ho antsika rehetra izao taon-jôbily izao sy hitondra fahasalamana,fahombiazana ho antsika rehetra amzay kasaintsika.

Manantena ny fahatongavantsika rehetra an sabotsy 07 jolay ho avyzao.

 

SAM_1720 - 

Publicité
Publicité
Commentaires
Association
Publicité
Archives
Publicité