Canalblog
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
Publicité
Association
1 septembre 2013

vaovao sy sos GP1C RAKOTOELISON Tiana(EGNA) Mle 16824

Mrsp chèrs co-promo!

Mahafaly ahy ny mampandre antsika indray mihira ny tenako fa nanomboka tam lundu 26 Août 201" teo ary mandritra ny 02 ANS dia mianatra eny am IMATEP ny tenanay;ka noho izany raha misy ny itadiavana resaka 58 cours E.G de antsoy GP1C ANDRIAFARATIANA Hermann(Vice-Pdt) amin'ny 0330441583;raha tsy zay de antsoy aho am num fa misy ftoanany:Maraina avant 07h;Midi 12 à 13h ary aprem aorian 16h.

Manaraka zay de manao  SOS amintsika rehetra avy ao amin'ny andiany indray mihira 58 fa miditra hôpital eto ao Hopital Militaire,Soavinandriana-Tanà ny vadin'i Adj TIANA  KA MITADY FANAMPIANA AVY AMINTSIKA  REHETRA(SANG  et ARGENT);TSY AN-TERY FA ZAY FOY;ao amin'i Adj Odilon R.58 izy no mivantana.

any am trésoeirs ny anateranany fanampiana.Président

Publicité
Publicité
Commentaires
Association
Publicité
Archives
Publicité